Eksodosy 26:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Manaova koa lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+
36 Manaova koa lamba fanakonana an’ilay fidirana* amin’ny tranolay, ary mpanenona no hanao izany amin’ny kofehy manga, sy volonondry volomparasy, sy kofehy mena midorehitra, ary kofehy rongony miolana tsara.+