27 Avy tamin’i Kehata ny fianakavian’ny Amramita, ny fianakavian’ny Jizarita, ny fianakavian’ny Hebronita, ary ny fianakavian’ny Ozielita. Ireo no fianakavian’ny Kehatita.+ 28 Nisy 8 600 ny lahy rehetra iray volana no ho miakatra. Andraikitr’izy ireo ny mikarakara ny toerana masina.+