-
Nomery 4:34-36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Ary nosoratan’i Mosesy sy Arona ary ny mpiadidy+ vahoaka araka ny fianakaviany sy araka ny fianakaviambeny ny anaran’ireo taranaky ny Kehatita,+ 35 dia izay rehetra 30 ka hatramin’ny 50 taona anisan’ny antoko voatendry hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana.+ 36 Koa nisy 2 750+ ireo voasoratra anarana rehetra araka ny fianakaviany avy.
-