-
Nomery 4:47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
47 Ary 30 ka hatramin’ny 50 taona izy ireo. Voatendry hanompo sy hitondra an’ireo fitaovan’ny tranolay fihaonana+ izy rehetra.
-
-
Nomery 8:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hitsahatra tsy ho anisan’ireo manao fanompoana ireo anefa izy rehefa feno 50 taona, ka tsy hanompo intsony. 26 Fa mahazo manampy an’ireo rahalahiny manao ny andraikiny ao amin’ny tranolay fihaonana izy, saingy tsy hoe fanompoana tokony hataony izany. Izany no hataonao momba ny Levita sy ny andraikiny.”+
-