FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa tokony hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy ho tezitra amin’ny vahoakan’Israely+ aho. Ary andraikitry ny Levita ny mikarakara ny* tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.”+

  • Nomery 3:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 I Eleazara+ zanak’i Arona mpisorona no lehiben’ny mpiadidy teo amin’ny Levita. Izy no mpiandraikitra an’izay nanana andraikitra tao amin’ny toerana masina.

  • Nomery 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hiara-miasa aminao izy ireo, ka hanao ny andraikiny mifandray amin’ny tranolay fihaonana sy ny fanompoana rehetra ao amin’ny tranolay. Tsy misy mahazo manakaiky anareo ny olona tsy nahazo alalana.*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara