FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 8:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Izao no toromarika ho an’ny Levita: Izay lehilahy 25 taona no ho miakatra no hiditra ho anisan’ireo manao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.

  • Nomery 18:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Asaivo mankeo aminao ny rahalahinao avy amin’ny fokon’i Levy, dia ny fokon’ny razambenao, mba hiara-miasa aminao sy hanampy anao+ sy ny zanakao lahy, eo anoloan’ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.+ 3 Ary hanao ny andraikiny aminao sy amin’ny tranolay manontolo ry zareo.+ Tsy mahazo manakaiky ny fitaovan’ny toerana masina sy ny alitara anefa izy ireo, sao ho faty na ry zareo na ianareo.+

  • 1 Tantara 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia nataon’izy ireo ny andraikiny momba ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina. Nampian’izy ireo koa ny rahalahiny, dia ny taranak’i Arona nanompo tao amin’ny tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara