FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Asaivo manatona ny fokon’i Levy,+ dia asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona mba hanampy azy.+

  • Nomery 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Taorian’izay dia niditra tao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita mba hanao ny fanompoany teo anatrehan’i Arona sy ny zanany lahy. Araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy momba ny Levita no natao tamin’izy ireo.

  • Nomery 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Angaha tsy misy dikany aminareo ilay ianareo navahan’ilay Andriamanitry ny Israely tamin’ny vahoakan’Israely?+ Dia navelany hanatona azy ianareo mba hanompo ao amin’ny tranolain’i Jehovah, sy hijoro eo anatrehan’ny vahoaka mba hanompo azy ireo!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara