FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa tokony hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy ho tezitra amin’ny vahoakan’Israely+ aho. Ary andraikitry ny Levita ny mikarakara ny* tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.”+

  • Nomery 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Asaivo manatona ny fokon’i Levy,+ dia asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona mba hanampy azy.+

  • Nomery 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Izao no fanompoan’ny taranak’i Kehata ao amin’ny tranolay fihaonana,+ ary zavatra masina indrindra izany:

  • Deoteronomia 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Tamin’izay fotoana izay, dia natokan’i Jehovah ny fokon’i Levy+ mba hilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ sy hanompo eo anatrehan’i Jehovah, ary hitso-drano amin’ny anarany,+ hoatr’izao ataon’izy ireo androany izao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara