Nomery 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeo an’i Arona sy ny zanany lahy ny Levita. Fanomezana* izy ireo ary omen’ny Israelita+ an’i Arona. Nomery 3:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary alaivo ho ahy ny Levita, ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Israelita.+ Alaivo ho ahy koa ny biby fiompin’ny Levita, ho solon’ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby fiompin’ny Israelita.+ Izaho no Jehovah.”
9 Omeo an’i Arona sy ny zanany lahy ny Levita. Fanomezana* izy ireo ary omen’ny Israelita+ an’i Arona.
41 Ary alaivo ho ahy ny Levita, ho solon’ny lahimatoa rehetra amin’ny Israelita.+ Alaivo ho ahy koa ny biby fiompin’ny Levita, ho solon’ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby fiompin’ny Israelita.+ Izaho no Jehovah.”