FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 8:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita, aorian’izay. Hoatr’izany no hataonao rehefa manadio azy ireo sy manolotra* azy ho fanatitra ahetsiketsika. 16 Fanomezana mantsy izy ireo, dia fanomezana nomen’ny Israelita ahy. Halaiko ho ahy izy ireo, ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+

  • Nomery 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa nalaiko avy teo amin’ny Israelita ny Levita rahalahinareo, mba ho fanomezana ho anareo.+ Ho an’i Jehovah izy ireo ary hanao ny fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara