-
Nomery 8:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia homeko an’i Arona sy ny zanany lahy ny Levita, izay nofidiko avy amin’ny Israelita, mba hanao ny fanompoana tokony hataon’ny Israelita ao amin’ny tranolay fihaonana,+ sady handrakotra ny fahotan’ny Israelita. Amin’izay dia tsy hisy loza hanjo ny vahoakan’Israely+ satria hoe nanakaiky ny toerana masina izy ireo.”
-