FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Ny Levita kosa tokony hitoby manodidina ny tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona, mba tsy ho tezitra amin’ny vahoakan’Israely+ aho. Ary andraikitry ny Levita ny mikarakara ny* tranolay misy ny Tenin’ny Vavolombelona.”+

  • Nomery 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ataovy ny andraikitrareo amin’ny toerana masina+ sy ny alitara,+ mba tsy ho tezitra+ amin’ny vahoakan’Israely intsony aho.

  • 1 Samoela 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Namely an’ireo olona tao Beti-semesy anefa Andriamanitra, satria nojerijeren’izy ireo ny Vata masin’i Jehovah. Namely olona 50 070* teo amin’ny vahoaka izy. Dia nalahelo mafy ny olona satria be dia be no novonoin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara