FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Omeo an’i Arona sy ny zanany lahy ny Levita. Fanomezana* izy ireo ary omen’ny Israelita+ an’i Arona.

  • Nomery 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Alaiko avy amin’ny Israelita ny Levita, mba ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+ Dia ho ahy ny Levita,

  • Nomery 8:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hiditra hanompo ao amin’ny tranolay fihaonana ny Levita, aorian’izay. Hoatr’izany no hataonao rehefa manadio azy ireo sy manolotra* azy ho fanatitra ahetsiketsika. 16 Fanomezana mantsy izy ireo, dia fanomezana nomen’ny Israelita ahy. Halaiko ho ahy izy ireo, ho solon’ny lahimatoa rehetra eo amin’ny Israelita.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara