32 Bevohoka àry i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena*+ ny anarany, satria hoy izy: “Efa nijery ny fahoriako mantsy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”
10 “Ho eo atsimo kosa ny fizarana misy ny tobin’i Robena,+ arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Robena, 11 ary 46 500+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Elizora.