33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria tsy tian’ny vadiko aho, dia nohenoin’i Jehovah ny fitarainako ka nomeny an’ity iray ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona*+ ny anarany.
12 Ny fokon’i Simeona no hitoby eo akaikiny, ka i Selomiela+ zanak’i Zorisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Simeona, 13 ary 59 300+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Selomiela.