FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy. Ary tsy hotapahina mihitsy ny volon-dohany,*+ satria ho Nazirita ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao teraka.* Ary izy no hamonjy ny Israely amin’ny Filistinina.”+

  • Mpitsara 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Namboraka ny tao am-pony tamin’i Delila àry izy tamin’ny farany. Hoy izy: “Mbola tsy notapahina mihitsy ny volon-dohako,* satria vao teraka* aho dia efa Nazirita ho an’Andriamanitra.+ Fa raha tapahina ny voloko, dia tsy hatanjaka be intsony aho fa halemy, ary ho lasa hoatran’ny olon-drehetra ihany.”

  • 1 Samoela 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nivoady izy hoe: “Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, raha mba jerenao ny fahorian’ny mpanomponao ka tsaroanao aho, ary tsy hadinoinao ny mpanomponao fa omenao zanakalahy,+ dia homeko an’i Jehovah izy mandritra ny androm-piainany ary tsy hotapahina mihitsy ny volon-dohany!”*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara