FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hoentiny any amin’ny mpisorona ireo, ka ilay fanatitra noho ny ota aloha no hatolotr’ilay mpisorona. Dia hotsongoiny ny eo anoloana amin’ny tendan’ilay vorona mba ho tataka, fa tsy hotapahiny.

  • Levitikosy 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hatolony ho fanatitra dorana kosa ilay vorona anankiray, ka hataony araka ny efa fanao.+ Ary handrakotra ny fahotany ny mpisorona, ka ho voavela ny helony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara