20 Dia hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra fanomezana tsara be aho. Mba handefitra amiko amin’izay izao ny vadiko,+ satria niteraka zazalahy enina taminy aho.”+ Dia nataony hoe Zebolona*+ ny anarany.
7 Ho eo amin’ny ilany iray kosa ny fokon’i Zebolona, ka i Eliaba+ zanak’i Helona no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Zebolona, 8 ary 57 400+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Eliaba.