Eksodosy 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy. Lioka 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nasona zanak’i Aminadaba,Aminadaba zanak’i Arny,Arny zanak’i Hezrona,Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+
23 Ary nalain’i Arona ho vadiny i Eliseba, zanakavavin’i Aminadaba sady anabavin’i Nasona.+ Dia niteraka an’i Nadaba, Abiho, Eleazara, ary Itamara+ tamin’i Arona izy.
33 Nasona zanak’i Aminadaba,Aminadaba zanak’i Arny,Arny zanak’i Hezrona,Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+