Rota 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!” Rota 4:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ireto avy ny taranak’i Pereza:+ I Pereza niteraka an’i Hezrona;+ 19 Hezrona niteraka an’i Rama; Rama niteraka an’i Aminadaba;+ 1 Tantara 2:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Joda i Tamara+ vinantovaviny. Dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra. 5 Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+
12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”
18 Ireto avy ny taranak’i Pereza:+ I Pereza niteraka an’i Hezrona;+ 19 Hezrona niteraka an’i Rama; Rama niteraka an’i Aminadaba;+
4 Niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Joda i Tamara+ vinantovaviny. Dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra. 5 Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+