FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Rota 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”

  • Matio 1:2-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Abrahama niteraka an’i Isaka;+

      Isaka niteraka an’i Jakoba;+

      Jakoba niteraka an’i Joda+ sy ny rahalahiny;

       3 Joda niteraka an’i Pereza sy Zera+ tamin’i Tamara;

      Pereza niteraka an’i Hezrona;+

      Hezrona niteraka an’i Rama;+

       4 Rama niteraka an’i Aminadaba;

      Aminadaba niteraka an’i Nasona;+

      Nasona niteraka an’i Salmona;

       5 Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba;+

      Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota;+

      Obeda niteraka an’i Jese;+

       6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;

      Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara