-
Genesisy 38:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Vao nahemotr’ilay zaza anefa ny tanany, dia ny rahalahiny indray no nivoaka. Hoy àry ilay mpampivelona: “Jereo fa nataonao tataka mihitsy ny reninao!” Koa nataony hoe Pereza*+ ny anaran’ilay zaza. 30 Avy eo dia nivoaka ilay rahalahiny, ilay nisy kofehy mena midorehitra tamin’ny tanany. Ary natao hoe Zera+ ny anarany.
-