Genesisy 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era, Onana, Sela,+ Pereza,+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+ Rota 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!” 1 Tantara 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Joda i Tamara+ vinantovaviny. Dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra. Lioka 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 3:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nasona zanak’i Aminadaba,Aminadaba zanak’i Arny,Arny zanak’i Hezrona,Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+
12 Ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era, Onana, Sela,+ Pereza,+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+
12 Enga anie ny taranaka homen’i Jehovah anao+ avy amin’io vehivavy io ka ho tahaka ny taranak’i Pereza,+ izay naterak’i Tamara tamin’i Joda!”
4 Niteraka an’i Pereza+ sy Zera tamin’i Joda i Tamara+ vinantovaviny. Dimy lahy ny zanak’i Joda rehetra.
33 Nasona zanak’i Aminadaba,Aminadaba zanak’i Arny,Arny zanak’i Hezrona,Hezrona zanak’i Pereza,+Pereza zanak’i Joda,+