Nomery 2:20, 21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo akaikiny, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase, 21 ary 32 200+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Gamaliela.
20 Ny fokon’i Manase+ no ho eo akaikiny, ka i Gamaliela+ zanak’i Pedazora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Manase, 21 ary 32 200+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Gamaliela.