10 “Ho eo atsimo kosa ny fizarana misy ny tobin’i Robena,+ arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Robena,
18 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’i Robena, arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Robena.