Nomery 1:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo. 5 Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: I Elizora+ zanak’i Sedeora no avy amin’i Robena; Nomery 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ho eo atsimo kosa ny fizarana misy ny tobin’i Robena,+ arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Robena,
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo. 5 Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: I Elizora+ zanak’i Sedeora no avy amin’i Robena;
10 “Ho eo atsimo kosa ny fizarana misy ny tobin’i Robena,+ arakaraka ny antokony* avy. I Elizora+ zanak’i Sedeora no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Robena,