FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 30:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nomeny ho vadin’i Jakoba i Bilaha mpanompovaviny, ka nanao firaisana taminy i Jakoba.+ 5 Ary bevohoka i Bilaha ka nitera-dahy taminy. 6 Dia hoy i Rahely: “Andriamanitra no mpitsara ahy, dia nihaino ny fangatahako izy ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay zaza hoe Dana.*+

  • Genesisy 46:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny* zanakalahin’i Dana+ dia i Hosima.+

  • Nomery 2:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ho eo avaratra kosa ny fizarana misy ny tobin’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana, 26 ary 62 700+ ireo voasoratra anarana ao amin’ny tafik’i Ahiezera.

  • Nomery 10:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Dana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara