-
Nomery 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
-
-
Nomery 1:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ahiezera+ zanak’i Amisaday no avy amin’i Dana;
-
-
Nomery 2:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 “Misy 157 600 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tobin’i Dana. Izy ireo no tokony hifindra lasy farany,+ araka ny fizarana misy azy.”
-