Nomery 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Dana.
25 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Dana.