18 “Ho eo andrefana ny fizarana misy ny tobin’i Efraima, arakaraka ny antokony* avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Efraima,
22 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Efraima, arakaraka ny antokony* avy. I Elisama+ zanak’i Amihoda no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Efraima.