-
Nomery 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
-
-
Nomery 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Elisama zanak’i Amihoda no avy amin’i Efraima;+ Gamaliela zanak’i Pedazora no avy amin’i Manase, ary samy taranak’i Josefa ireo;
-
-
Nomery 2:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 “Misy 108 100 àry ireo voasoratra anarana rehetra ao amin’ny tafiky ny tobin’i Efraima. Izy ireo no tokony hifindra lasy fahatelo.+
-