25 “Ho eo avaratra kosa ny fizarana misy ny tobin’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Dana,
25 Taorian’izay, dia niainga ny fizarana nisy ny tobin’ny taranak’i Dana, arakaraka ny antokony* avy. Izy ireo no vodilaharana mpiaro ny toby rehetra. I Ahiezera+ zanak’i Amisaday no mpifehy ny antokon’ny taranak’i Dana.