FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Hanazava ny faritra eo anoloany ireo jiro ireo rehefa arehitra.+

  • Eksodosy 40:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ny fitoeran-jiro+ dia napetrany tao amin’ny tranolay fihaonana, tandrifin’ny latabatra, teo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay masina. 25 Dia nampirehetiny teo anatrehan’i Jehovah ireo jiro,+ araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.

  • Levitikosy 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Asaivo mitondra menak’oliva tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto ny Israelita, mba hatao amin’ny jiro. Amin’izay dia hirehitra foana ny jiro.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara