-
Nomery 8:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Hoatr’izao no hataonao mba hanadiovana azy: Fafazo rano manadio amin’ny ota izy ireo. Dia hokakasany ny tenany manontolo, ka hosasany ny akanjony ary hodioviny ny tenany.+
-