36 Rehefa niakatra ilay rahona ka niala teo amin’ny tranolay masina, dia nifindra lasy ny Israelita. Dia hoatr’izay foana no nataon’izy ireo nandritra ny diany rehetra.+ 37 Raha tsy niakatra kosa ilay rahona, dia tsy nifindra lasy izy ireo fa niandry ny andro niakaran’izy io indray.+