FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia novorin’izy ireo daholo ny vahoaka manontolo, tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, mba hosoratana anarana tsirairay isam-pianakaviana sy isaky ny fianakaviambeny. Ny anaran’izay 20 taona no ho miakatra+ no nosoratan’izy ireo,

  • Deoteronomia 29:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Eto anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra androany, dia ny lehiben’ny fokonareo, ny anti-panahy, ny mpifehy eo aminareo, ny lehilahy rehetra eo amin’ny Israely, 11 ny zanakareo, ny vadinareo,+ ary ny vahiny+ mipetraka ao an-tobinareo, hatramin’ny mpaka kitay ka hatramin’ny mpantsaka rano.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara