FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mila mifidy lehilahy avy amin’ny vahoaka anefa ianao, dia lehilahy mahay,+ matahotra an’Andriamanitra, azo itokisana, ary tsy tia tombony azo amin’ny tsy marina.+ Dia tendreo ho lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, ary lehiben’ny folo+ izy ireo.

  • Nomery 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ireo no voantso avy amin’ny vahoaka. Samy mpiadidy+ eo amin’ny fokon’ny rainy izy ireo, sady mpifehy ny arivo eo amin’ny Israely.”+

  • Nomery 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 dia nanao fanatitra ny mpiadidy teo amin’ny Israely,+ izany hoe ireo lohan’ny fianakaviambe. Ireo mpiadidy teo amin’ny foko ireo no nanara-maso ny fanisam-bahoaka,

  • Deoteronomia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka notendreko ho lehibenareo, izany hoe lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, lehiben’ny folo, ary mpifehy ny fokonareo.+

  • Deoteronomia 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Raha vao henonareo anefa ilay feo avy tao anaty haizina, tamin’ilay tendrombohitra mbola nirehitra,+ dia nanatona ahy daholo ny lehibem-poko sy ny anti-panahy* teo aminareo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara