FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia niangavy an’i* Jehovah Andriamaniny+ i Mosesy, ka niteny hoe: “Jehovah ô, nahoana ianao no hanampatra ny hatezeranao amin’ny vahoakanao, rehefa avy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny sandry mahery?+

  • Deoteronomia 9:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa natahotra be aho satria tena tezitra be taminareo i Jehovah,+ ka efa saika handringana anareo. Mbola nihaino ahy ihany anefa i Jehovah tamin’izay.+

  • Salamo 106:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Efa saika nanome baiko izy hoe haripaka izy ireo,

      Nefa nitalaho taminy* i Mosesy olom-boafidiny,

      Mba hampitony ny fahatezerany Izy ka tsy handringana an’ireo.+

  • Jakoba 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara