FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia niala tao Ramesesa+ ny Israelita ka nankany Sokota.+ Nisy 600 000 teo ho eo ny lehilahy nandeha an-tongotra, ankoatra ny ankizy.+ 38 Nisy olona maro avy amin’ny firenen-kafa*+ koa niaraka tamin’izy ireo. Ary nentin’izy ireo ny ondry sy ny omby, dia biby fiompy be dia be.

  • Levitikosy 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nisy lehilahy iray, zanaka vehivavy israelita sy lehilahy ejipsianina,+ teo amin’ny Israelita. Niady tao amin’ny toby io lehilahy io sy ny lehilahy israelita iray.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara