23 Dia hoy i Mosesy: “Izao no lazain’i Jehovah: Hisy fitsaharana tanteraka rahampitso, dia sabata masina ho an’i Jehovah.+ Koa andrahoy ao anaty lafaoro izay tokony handrahoinareo, ary ampangotraho izay tokony hampangotrahinareo.+ Dia ampirimo ny ambiny ary tehirizo mandra-paharainan’ny andro.”