-
Eksodosy 17:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nitaraina tamin’i Jehovah i Mosesy tamin’ny farany hoe: “Hataoko ahoana ity vahoaka ity? Raha izao no mitohy, dia hitora-bato ahy ry zareo!”
-
-
Deoteronomia 1:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Mavesatra sady mafy be amiko ny mitondra anareo sy mandamina ny adinareo, koa ahoana no hahavitako irery an’izany?+
-