FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia niteny ny rafozany hoe: “Tsy mety izao ataonao izao. 18 Tena ho reraka ianao sy ity vahoaka miaraka aminao ity. Mavesatra loatra aminao mantsy izao zavatra izao ka tsy ho vitanao irery.

  • Nomery 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Fa maninona no ampijalinao izaho mpanomponao? Fa inona no nataoko no tsy faly amiko ianao, dia izaho no asainao mitondra an’ireo vahoaka rehetra ireo, nefa enta-mavesatra amiko ry zareo?+

  • Nomery 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nila ady tamin’i Mosesy ny olona+ hoe: “Naleonay ihany maty niaraka tamin’ny rahalahinay teo anatrehan’i Jehovah!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara