FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia naniraka olona ho any amin’i Elia i Jezebela mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha tsy hataoko hoatran’ny tsirairay amin’ireny ianao rahampitso hoatr’izao!”

  • 1 Mpanjaka 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-tany efitra. Dia nipetraka teo ambany anjavidy iray izy, ary nangataka ny ho faty. Hoy izy: “Aoka izay! Esory amin’izay ny aiko,+ Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razambeko aho.”

  • Joba 6:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Raha mba azoko mantsy izay angatahiko,

      Ary omen’Andriamanitra ahy izay iriko!

       9 Raha mba manaiky hamotika ahy mantsy Andriamanitra,

      Ka manatsotra ny tanany, dia mamono ahy!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara