FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Mbola tsy tena afa-po akory anefa izy ireo,

      Sady mbola tao am-bavany ny sakafony,

      31 Dia nisafoaka tamin’izy ireo Andriamanitra.+

      Novonoiny ho faty ny lehilahy matanjaka indrindra tamin’izy ireo;+

      Naripany ny tovolahy teo amin’ny Israely.

  • 1 Korintianina 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza mimenomenona toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara