36 Ary ireo lehilahy nirahin’i Mosesy hitsikilo an’ilay tany ireo, nefa nanao tatitra ratsy momba an’ilay tany+ rehefa tafaverina, ka nahatonga ny vahoaka manontolo himenomenona tamin’i Mosesy, 37 eny, ireo lehilahy nanao tatitra ratsy ireo no hosazina ka ho faty eo anatrehan’i Jehovah.+