1 Korintianina 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Korintianina 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza mimenomenona toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+ Joda 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+
5 Efa fantatrareo tsara daholo izany. Mbola te hampahatsiahy anareo anefa aho hoe na dia novonjen’i Jehovah* avy tany Ejipta aza ny vahoakany,+ dia naringany ihany tatỳ aoriana izay tsy nino.+