- 
	                        
            
            Nomery 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mpiadidy iray isan’andro no hanolotra fanatitra hitokanana ny alitara.”
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nomery 7:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 Tamin’ny andro faharoa, dia i Netanela+ zanak’i Zoara, mpiadidy teo amin’ny fokon’i Isakara, no nanao fanatitra.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nomery 10:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 I Netanela+ zanak’i Zoara indray no mpifehy ny antoko misy ny fokon’ny taranak’i Isakara.
 
 -