-
Nomery 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Makà lehilahy iray isaky ny foko mba hiaraka aminareo. Tokony ho lohan’ny fianakaviambe+ daholo izy ireo.
-
-
Nomery 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Netanela+ zanak’i Zoara no avy amin’i Isakara;
-
-
Nomery 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ny fokon’i Isakara no hitoby eo akaikiny, ka i Netanela+ zanak’i Zoara no mpiadidy eo amin’ny taranak’i Isakara,
-