FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Taorian’izany, dia niteny tamin’i Abrama tao amin’ny fahitana i Jehovah hoe: “Aza matahotra,+ ry Abrama. Izaho no ampinganao,+ ary hahazo valisoa lehibe ianao.”+

  • Genesisy 46:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niteny tamin’i Israely, tao amin’ny fahitana tamin’ny alina, Andriamanitra hoe: “Jakoba, Jakoba!” Dia hoy izy: “Intỳ aho, tompoko!”

  • Eksodosy 24:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Niakatra nankany an-tendrombohitra i Mosesy sy Arona, Nadaba sy Abiho, ary ireo 70 lahy anisan’ny anti-panahin’ny Israely. 10 Dia hitan’izy ireo ny Andriamanitry ny Israely.+ Teo ambany tongony dia nisy toy ny rarivato vita tamin’ny safira, ary toy ny lanitra manga tena madio no fahitana an’ilay izy.+ 11 Tsy nataony na inona na inona ireo lehilahy nanan-kaja teo amin’ny Israely ireo.+ Nahita an’ilay tena Andriamanitra tao amin’ny fahitana izy ireo sady nihinana sy nisotro.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara