Ezekiela 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Teo ambonin’ilay zavatra fisaka teny ambony lohan’izy ireo, dia nisy zavatra toy ny vato safira,+ ary hoatran’ny seza fiandrianana+ ilay izy. Nisy nipetraka teo amin’ilay seza fiandrianana terỳ ambony, ary hoatran’ny olona no fahitana azy.+ Apokalypsy 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoatran’ny vato jaspa+ sy vatosoa sardoanina* no fahitana an’Ilay nipetraka. Ary nanodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana hoatran’ny emeraoda.+
26 Teo ambonin’ilay zavatra fisaka teny ambony lohan’izy ireo, dia nisy zavatra toy ny vato safira,+ ary hoatran’ny seza fiandrianana+ ilay izy. Nisy nipetraka teo amin’ilay seza fiandrianana terỳ ambony, ary hoatran’ny olona no fahitana azy.+
3 Hoatran’ny vato jaspa+ sy vatosoa sardoanina* no fahitana an’Ilay nipetraka. Ary nanodidina an’ilay seza fiandrianana dia nisy avana hoatran’ny emeraoda.+